plt_tn/psa/050/009.md

618 B

am-bala

"fefy"

ny biby fiompy rehetra eny amin'ny havoana an'arivony

Ny andianteny hoe "eny amin'ny havoana an'arivony" dia tsy maneho ny totalin'isan'ny biby fiompy rehetra izay ananan'Andriamanitra. Ny tarehimarika dia fanitarana izay manamafy fa Andriamanitra no tompon'ny biby fiompy rehetra ambonin'ny tany. Ny matoanteny avy amin'ny andianteny teo aloha dia azo raisina. DH: "Ahy ireo biby fiompy rehetra amin'ny tany"

havoana an'arivony

"havoana 1.000"

Fantatro avokoa ny voro-manidin'ny tendrombohitra rehetra

Eto ny teny hoe "fantatro" dia midika fananana. DH: "Ahy ireo voro-manidina rehetra"