plt_tn/psa/050/007.md

574 B

Tsy hananatra anao noho ireo soronao Aho

"Hananatra anao Aho, fa tsy ho an'ny fanatitrao kosa." Andriamanitra manazava fa tsy ireo soron'izy ireo no antony ananarany azy ireo.

hananatra

"mideby" na "manasazy"

manoloana Ahy hatrany ireo fanatitrao ho dorana

Izany dia manazava ny antony ibedesan'Andriamanitra azy ireo noho ireo sorony. Ny andianteny "manoloana Ahy hatrany" dia manondro ny maha eo amin'ny fanatrehan'Andriamanitra ary midika fa ny olona manao sorona ireo fanatitra dorana aminy hatrany. DH: "manao sorona fanatitra dorana ho Ahy hatrany ianareo"