plt_tn/psa/048/004.md

1.0 KiB

indro

Ny teny "indro" eto dia manaitra antsika hifantoka amin'ny fampahafantarana manaraka.

niangona

Izany midika fa ireo mpanjakan'ny firenen-kafa nanangona ireo tafiny. DH: "nanangona ireo tafiny"

niara-nandalo izy ireo

"niaraka nandalo an'i Jerosalema izy ireo"

Nahita izany izy ireo

"nahita an'i Jerosalema izy ireo"

raiki-tahotra

"nikorontana tanteraka"

Nihazona mafy azy ireo tany ny tahotra

Ny mpanoratra miteny ny tahotr'ireo mpanjaka toy ny hoe olona izay nampangovitra ireo mpanjaka sy ireo tafiny. DH: "Tora-kovitry ny tahotra izy ireo"

ny fanaintainana tahaka ny vehivavy eo am-piterahana

Ny mpanoratra miteny ny tahotr'ireo mpanjaka toy ny hoe fanaintainana izay sedrain'ny vehivavy amin'ny fiterahana anaka ary milaza izany fanaintainana izany toy ny hoe olona. Azo ampiana ny matoanteny avy amin'ny fehezanteny teo aloha izany. DH: "nihazona mafy azy ireo ny fanaintainana, toy ny vehivavy miteraka" na "tonga natahotra izy ireo, tahaka ny vehivavy matahotra hisedra ny fanaintainana amin'ny fiterahana"