plt_tn/psa/047/008.md

12 lines
665 B
Markdown

# Ireo andrian'ireo olona
"Ireo mpanapaka amin'ireo firenen-drehetra"
# miangona ho an'ny vahoaka
Ireo mety ho heviny dia ny hoe ireo mpanapak'ireo firenena 1) "miangona eo anoloan'ny vahoaka" (UDB) 2) "miangona miaraka amin'ny vahoaka" mba hiara-hanompo an'Andriamanitra ho mpanjaka izy rehetra.
# ireo ampingan'ny tany dia an'Andriamanitra
Ireo mety ho heviny dia ny hoe "ampinga" 1) manondro fitaovam-piadiana. DH: "Andriamanitra manana hery mihoatra ireo fitaovam-piadian'ireo mpanjakan'ny tany rehetra" (UDB) na 2) manondro ireo mpanapaky ny tany izay lazaina ho toy ny ampinga miaro ny fireneny. DH: "ireo mpanjakan'ny tany dia manaiky an'Andriamanitra"