plt_tn/psa/046/010.md

920 B

Mitonia ary fantaro fa Izaho no Andriamanitra

Eto, Andriamanitra manomboka miteny.

Mitonia

Mahakasika ity teny ity, dia mety ho baiko ho an'ireo firenena izany mba hitsaharan'izy ireo amin'ny ady. DH: "Atsaharo ny ady"

fantaro fa Izaho no Andriamanitra

Eto ny teny hoe "fantaro" midika hoe takarp sy ekeo fa Yaveh no Andriamanitra marina.

Ho asandratra eo amin'ireo firenena Aho; ho asandratra ambonin'ny tany Aho

Ireo andianteny roa ireo dia midika zavatra mitovy amin'ny ankapobeny ary manamafy fa ny vahoaka amin'ny firenena rehetra ambonin'ny tany dia hanandratra an'Andriamanitra. DH: "Ny vahoaka avy amin'ireo firenena rehetra hanandratra Ahy; vahoaka manerana ny tany rehetra hanandratra Ahy"

Yaveh tompon'ny maro; ilay Andriamanitr'i Jakoba no fialofantsika

Ny mpanoratra miteny an'Andriamanitra toy ny hoe toerana azo antoka izay alehan'ny olona. Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 46:6.