plt_tn/psa/044/025.md

729 B

Fa miempo anaty vovoka izahay; ireto nofonay mifikitra amin'ny tany

Ireo andianteny mitovy tantana ireo dia mifampizara hevitra mitovy. Ny mpanoratra manoritsoritra ny vahoakany toy ny mandry amin'ny tany amin'ny endrika fahalavoana sy fahafam-baraka.

Fa miempo anaty vovoka izahay

Ny mpanoratra miteny ny fahafam-barakan'izy ireo toy ny hoe zavatra ny vatan'izy ireo, toy ny lagilasy, izay miempo sy rendrika ao anaty vovoka.

ireto nofonay mifikitra amin'ny tany

Ny mpanoratra miteny ny fahafam-barakan'izy ireo toy ny hoe mifikitra amin'ny tany ny vatan'izy ireo ary tsy afa-manarina ny tenany.

Mitsangàna

Io dia mandidy ny hitsanganana. Io andianteny io dia manondro ny fanombohana hanao zavatra. DH: "Miasà"