plt_tn/psa/040/016.md

798 B

hiravoravo sy hifaly

Ireo andianteny roa ireo dia midika zavatra mitovy ihany ary manamafy ny fahalehibiazan'ny hafaliana. DH: "mifalia tanteraka" (UDB)

tia ny famonjenao

Ny anarana "famonjena" dia azo ambara ho asa. DH: "tia Anao satria nanavotra azy ireo Ianao" (UDB)

Mahantra sy ory

Ireo teny ireo dia midika zavatra mitovy ihany ary manamafy fa tsy fahafa-manoatran'ny mpanoratra. DH: "tena ory"

mihevitra ny momba ahy ny Tompo

ny Tompo mikarakara ahy"

Ianao no famonjena ho ahy ... tonga amin'ny fanavotana ahy Ianao

Ireo andianteny ireo dia midika zavatra mitovy.

Ianao no famonjena ho ahy

"Ianao no ilay mamonjy ahy"

tonga amin'ny fanavotana ahy Ianao

"tonga hanamvotra ahy Ianao"

aza mitaredretra

Izany dia azo atao amin'ny fomba mihabo. DH: "valio faingana: