plt_tn/psa/040/005.md

846 B

tsy tambo isaina ... mihoatra izay azo isaina ireny

Ireo andianteny ireo dia midika zavatra mitovy amin'ny ankapobeny. Ny voalohany dia ambara amin'ny endrika mihiba, ary ny faharoa koa mihabo.

Tsy mankasitraka sorona na fanatitra Ianao

Izany dia fanitarana mba hampisehoana fa tsy ireo zavatra ireo no ilay manan-danja indrindra amin'Andriamanitra. DH: "Tsy sorona na fanatitra hafa no zavatra izay ankasitrahanao indrindra"

nanokatra ny sofiko

Eto ny "sofina" dia manondro ny fahazarana mihaino. DH: "Ianao nanao ahy hihaino ireo didinao" (UDB)

tsy mba nangataka fanatitra dorana na fanatitra noho ny ota Ianao

Izany dia fanitarana mba hampisehoana fa tsy ireo zavatra ireo no ilay manan-danja indrindra amin'Andriamanitra. DH: "tsy biby dorana eo amin'ny alitara na fanatitra nohon'ny ota hafa no zavatra angatahanao indrindra"