plt_tn/psa/037/039.md

535 B

Ny famonjena ny marina dia avy amin'i Yaveh

Ny anarana "famonjena" dia azo avadika ho asa. DH: "Yaveh mamonjy ny olo-marina" (UDB)

ny marina

Ity dia manondro ny olo-marina. DH: "ny olo-marina"

Manampy ... manavotra ... mamonjy

Ity hevitra mitovy ity dia averimberina amin'ny fomba maro samihafa mba hanamafisana fa Yaveh dia azo ianteherana sy afaka manome vonjy.

efa nialoka tao Aminy

Ny fankanesana any amin'i Yaveh hitady fiarovana dia lazaina ho fialofana ao aminy. DH: "efa nankany aminy izy ireo hitady fiarovana"