plt_tn/psa/033/013.md

8 lines
413 B
Markdown

# hitazanany
Ny toerana izay onenan'i Yaveh dia lazaina toy ny hoe any ambonin'ny tany izay onenan'ny olombelona.
# mamolavola ny fon'izy rehetra ireo
Eto ny "fo" dia manondro ny fisainan'ireo vahoaka ireo. Ny mpanoratra miteny an'i Yaveh mitarika ny fisainan'ny olona toy ny hoe mpanefy tanimanga izay namolavola lovia jobo. DH: "mitantana ny fisainan'izy ireo toy ny mpanefy tanimanga mamolavola lovia jobo"