plt_tn/psa/030/004.md

20 lines
960 B
Markdown

# Misaora rehefa mahatsiaro ny fahamasinany ianareo
Ny anarana "fahamasinana" dia azo atao hoe "masina." DH: "Tsarovy fa Andriamanitra dia masina ka misaora Azy" na "Tsarovy izay nataon'Andriamanitra satria masina Izy ary isaory"
# vetivety monja ny fahatezerany
"fotoana fohy monja no haharetan'ny hatezerany." Ny anarana "hatezerana" dia azo avadika ho "tezitra." DH: "tezitra mandritra ny fotoana fohy monja Izy"
# vetivety monja
Eto ny "veitvety" dia maneho fotoana fohy dia fohy. DH: "fotoana fohy"
# fa ny fankasitrahany kosa dia mandritra ny androm-piainana
Ny anarana "fankasitrahana" dia azo avadika ho mpamaritoetra "tsara." DH: "fa tsara amintsika Izy amin'ny fiainantsika rehetra" (UDB)
# Tonga ny fitomaniana amin'ny alina
Ity dia miresaka momba ny "fitomaniana" sy "hafaliana" toy ny hoe zavatra izay afa-mandeha sy tonga amina fotoana voafaritra. DH: "Mety hitomany izahay mandritra ny alina, fa ho mirana kosa izahay ny maraina" (UDB)