plt_tn/psa/026/006.md

831 B

Manasa ny tanako amin'ny tsy fananan-tsiny aho

Izany dia toa manondro fomba fanasana tanana amin'ny rano mba ho famantarana ny fahafahana amin'ny fahotana sy heloka.

mandeha manodidina ny alitaranao

Izany dia asam-panompoana izay fahazarana nataon'ireo Israelita.

ny trano izay hitoeranao

Ireo mety ho heviny dia 1) raha nisy olona nanoratra ity taorian'ny andron'i Davida, dia manondro ny tempoly any Jerosalema ilay mpanoratra izany na 2) raha Davida no nanoratra ity, dia manondro ny lay izay nasain'Andriamanitra hatsangan'ny vahoaka ity mba hahafahan'izy ireo manompo Azy any.

ny toerana izay itoeran'ny voninahitrao

Eto ny "voninahitra" dia maneho ny fanatrehana sy herin'Andriamanitra, izay mitovy amina hazavana manjelatra be. DH: "ny toerana izay ahafahan'ny olona mahita ny tara-pahazavan'ny fanatrehanao"