plt_tn/psa/024/001.md

936 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ny fitoviana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo.

Salamo nataon'i Davida

Ireo mety ho heviny dia 1) Davida nanoratra ny salamo na 2)ny salamo dia momba an'i Davida na 3) ny salamo dia amin'ny fomban'ny salamon'i Davida.

Fa efa nampitoetra izany teo ambonin'ireo ranomasina Izy ary nanorina izany teo ambonin'ireo ony

Eto ny hoe "nampitoetra izany teo ambonin'ireo ranomasina" sy "nanorina izany teo ambonin'ireo ony" midika zavatra mitovy amin'ny ankapobeny. Ny Hebreo tamin'izany andro izany nino fa ny ranomasimbe sy ny ony ambany tany lalina no manohana ny tanin'izy ireo. DH: "Fa Izy nanorina ny fanambanin'izany teo ambony ranomasina ary nanangana izany tao amin'ny rano lalina"

ireo ranomasina ... ireo ony

Ireo andianteny ireo no miraka ampiasaina hanondroana ny ranomasimbe lalina sy midadasika ambany tany.

teo ambonin'ireo ony

"ny rano izay lalina ao ambany ao" (UDB)