plt_tn/psa/021/011.md

811 B

Izy ireo nikasa

"Izy ireo nanao drafitra." Ny teny hoe "izy ireo" dia manondro ireo fahavalon'Andriamanitra sy ny mpanjaka.

hanisy ratsy anao

"manao zava-dratsy aminao"

Izy ireo namolavola teti-dratsy

"izy ireo nanao tetika" na "izy ireo namorona teti-dratsy"

Fa hampiamboho azy ireo kosa Ianao; hamoaka ny tsipìkanao eo anoloan'izy ireo ianao

Ireo mety ho heviny ho an'ny "ianao" sy "anao" dia 1) manondro ny mpanjaka izany 2) manondro an'Andriamanitra izany ary milaza momba Azy toy ny hoe mpiady miaraka amin'ny tsipìka sy zana-tsipìka.

hampiamboho azy ireo kosa Ianao

Izany dia fomba fiteny fa Andriamanitra sy ny mpanjaka handavo ireo fahavalony ao amin'ny ady.

hamoaka ny tsipìkanao eo anoloan'izy ireo ianao

Midika izany fa handefa ny zana-tsipìkany amin'ireo fahavalony Izy.