plt_tn/psa/021/009.md

887 B

Amin'ny fotoan'ny fahatezeranao

"Rehefa miseho amin-katezerana Ianao"

ny fahatezeranao ... Handoro Ianao

Ireo mety ho hevitry ny fisehon'ny "anao" sy ny "ianao" rehetra dia 1) manondro ny mpanjaka izany na 2) manondro an'Andriamanitra izany.

handoro azy ireo ao amin'ny lafaoro mirehitra Ianao

Yaveh na ny mpanjaka mamotika ireo fahavalony dia lazaina toy ny hoe hazo ireo fahavalony ary Yaveh na ny mpanjaka hanipy azy ireo ao amin'ny lafaoro mirehitra.

Handevona azy ireo amin'ny fahatezerany Yaveh, ary handevona azy ireo ny afo

Ireo fehezanteny roa ireo dia midika zavatra mitovy. Yaveh mamotika tanteraka ireo fahavalony dia lazaina toy ny hoe afo ny fahatezerany ary mandevona tanteraka ireo fahavalony.

amin'ny tany ... eo anivon'ny olombelona

Ireo andianteny roa ireo midika zavatra mitovy. Manamafy izany fa tsy hisy amin'ireo fahavalony mihitsy ho afa-bela.