plt_tn/psa/021/005.md

673 B

ny voninahiny

"Ny voninahitry ny mpanjaka" na "Ny lazan'ny mpanjaka"

efa nampitoetra famirapiratana sy ny voninahitra taminy Ianao

"Ianao efa nampitoetra taminy ny famirapiratana sy voninahitra." Ny fanaovana ny mpanjaka ho mpanan-karena sy matanjaka dia lazaina toy ny hoe ny famirapiratana sy voninahitra dia napetraka teo aminy. DH: "Ianao nanao azy ho mpanan-karena sy mahery"

manome Ianao

"mamela azy hanana Ianao" na "manaiky ny hanome azy Ianao"

fitahiana maharitra

"fitahiana izay haharitra" na "fitahiana izay hitoetra"

fifalian'ny fanatrehanao

"ny hafaliana amin'ny eo amin'ny fanatrehanao" na ny hafaliana izay avy aminao rehefa eo akaikinao"