plt_tn/psa/020/003.md

24 lines
769 B
Markdown

# Izy anie hahatsiaro
Ny teny hoe "hahatsiaro" tsy midika fa manadino Andriamanitra. MIdika izany ho fiahiana na fiheverana.
# Izy anie
Ny teny hoe "Izy" dia manondro an'i Yaveh.
# Sela
Ity dia mety ho fomba ara-mozikaly izay milaza ny olona ny fomba fihirana na fitendrena ny zava-manenony eto. Misy amin'ireo fandikan-teny manoratra ny teny Hebreo, ary misy tsy manisy izany. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 3:1
# Izy anie hanome
"hamatsy"
# fanirian'ny fonao
Ny "fo" eto dia midika ny tenan'ilay olona manontolo. Ny anarana "faniriana" dia azo ambara ho matoanteny. DH: "izay irianao" na "izay tianao"
# hanatanteraka ireo fikasanao rehetra
Ny anarana "fikasana" dia azo ambara ho matoanteny. DH: "Izy anie hanatanteraka izay rehetra kasainao hatao"