forked from WA-Catalog/plt_tn
12 lines
418 B
Markdown
12 lines
418 B
Markdown
# tao anatin'ny fahoriako
|
|
|
|
"tamin'ny fahoriana lehibe" na "tamin'ny famoizam-poko"
|
|
|
|
# tonga teo amin'ny fanatrehany ny antso vonjiko
|
|
|
|
Davida eto dia milaza ny "antso vonjy" toy ny hoe olona afaka mankeo amin'ny fanatrehan'i Yaveh. DH: "nivavaka taminy aho"
|
|
|
|
# tonga tao an-tsofiny izany
|
|
|
|
Davida eto miteny ny fihainoan'i Yaveh ny antso vonjiny. Ny hevitra averimberina dia ho fanamafisana. DH: "naheno ny antsoko Izy"
|