plt_tn/psa/018/004.md

743 B

Namatotra ahy ireo tadin'ny fahafatesana

Davida milaza ny fahafatesana tahaka ny hoe olona afaka misambotra azy ary mamatotra azy amin'ny tady. DH: "efa mby novonoina aho"

rano mandriakan'ny faharatsiana

Davida dia tsy afa-manoatra tahaka ny hoe nentina teo amorona ranobe mandriaka izy. DH: "nahatsapa ho tsy afa-nanoatra tanteraka aho"

Namatotra ahy ireo tadin'ny Fiainan-tsy hita; namandrika ahy ny fandriky ny fahafatesana

Ny teny hoe "Fiainan-tsy hita", ny toeran'ny maty, sy ny "fahafatesana" dia lazaina toy ny hoe olona izay afaka mihodidina azy ary misambotra azy. Ireo fehezanteny roa ireo dia manana hevitra mitovy ary averimberina ny hevitra mba ho fanamafisana. DH: "Nahtsapa voafandrika aho ary noheverina fa ho faty"