forked from WA-Catalog/plt_tn
542 B
542 B
Nanodidina ny diako izy ireo
Ny "nanodidina ny lalako" eto dia maneho ny fomba anarahan'ireo fahavalony an'i Davida eny amin'izay alehany mba hisambotra azy. DH: "Efa manodidina ahy ireo fahavaloko."
tahaka ny liona maniry hamiravira fatratra, tahaka ny liona tanora mamitsaka ao amin'ireo toerana fierena
Ireo andianteny roa ireo dia maneho hevitra mitovy. Ny famerimberenana dia manampy fanamafisana.
Izy ireo dia tahaka ny liona ... tahaka ny liona tanora
Ny mpanoratra dia mahatsapa voaenjika tahaka ny liona mihaza ny hazany.