plt_tn/psa/017/006.md

12 lines
507 B
Markdown

# atongilano amiko ny sofinao ... mihainoa ahy rehefa miteny
Ireo andianteny roa ireo dia midika zavatra mitovy. Ny "sofinao" eto dia manondro ny fahavononan'Andriamanitra hihaino ny olona izay mivavaka aminy. DH: "mifantoha amiko ... mihainoa ahy rehefa miteny"
# tanan-kavananao
Ny "tanan-kavanana" dia manondro ny herin'Andriamanitra. DH: "ny fahefanao mahery"
# mialoka aminao
Ny fankanesana any amin'i Yaveh hitady fiarovana dia lazaina toy ny mialoka aminy. DH: "manakny aminao hitady fialofana"