# hafaliam-be ny eo anatrehanao
Ny mpanoratra miteny ny "hafaliana" toy ny hoe olona.
# an-tanan-kavananao
Ny teny "tanan-kavanana" dia manondro ny fanatrehan'Andriamanitra manokana. DH: "rehefa eo anilanao aho"