plt_tn/psa/016/007.md

216 B

Hataoko eo anoloako mandrakariva Yaveh

"Mahatsiaro mandrakariva aho fa momba ahy Yaveh"

dia tsy hangozohozo eo an-tanany ankavanany aho!

Azo atao tso-drafitra izany. DH: "tsy hisy haharombaka ahy eo an'ilany"