plt_tn/psa/015/003.md

238 B

izy

Manondro ny olo-marina izany ao amin'ny 15:1

Tsy manendrikendrika amin'ny lelany izy

Ny "lela" eto dia maneho fiteny ratsy. DH: "Tsy miteny zava-dratsy momba ny olona tsy manan-tsiny izy"

maniratsira

"mandona" na "mahavoa"