plt_tn/psa/011/001.md

1.0 KiB

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ny fitoviana dia iraisana amin'ny tonokalo Hebreo.

Ho an'ny mpiventy hira

"Izany dia ho an'ny lehiben'ny mpitendry miasa ao anaty fanompoam-pivavahana"

Salamo nataon'i Davida

Ireo mety ho heviny dia 1) Davida nanoratra ny salamo na 2)ny salamo dia momba an'i Davida na 3) ny salamo dia amin'ny fomban'ny salamon'i Davida.

Mialoka ao amin'i Yaveh

Ny fankanesana any amin'i Yaveh hitady fiarovana dia lazaina tahaka ny mialoka ao aminy. DH: "mankany amin'i Yaveh hitady fiarovana"

ahoana no hilazanao amiko hoe: "Mandosira any an-tendrombohitra Tahaka ny vorona?"

Ity fanontaniana ity dia mangataka hitondrana fanamafisana. Azo adika ho fanambarana tsotra io. DH: "Noho izany dia aza mangataka amiko ny hitsoaka!"

Fa indro! Manamboatra ny zana-tsipìkany ny ratsy fanahy. Manenjana ny tsipìkany izy ireo mba hitifirana ny mahitsy fo ao anaty aizina

Indro! mivonona hamely ny olo-marina ny ratsy fanahy"

mahitsy fo

Ny "mahitsy fo" eto dia manondro ny olo-masina na olo-marina