plt_tn/psa/009/013.md

644 B

jereo ny fampahorian'izay mankahala ahy

Azo ambara amin'ny tso-drafitra izany. DH: "jereo ireo izay mankahala ahy mampahory ahy" na "jereo ny faharatsian'ny anaovan'ireo fahavaloko ahy"

Ianao izay afaka misintona ahy eo ambavahadin'ny fahafatesana

Ny fahafatesana dia lazaina toy ny hoe tanàna iray misy vavahady hidiran'ny olona. Raha misy olona manakaiky ny vavahady, dia ho faty tsy ho ela izy. Ny fihazonana olona iray amin'ny fahafatesana dia lazaina toy ny hoe fanesorana azy eo amin'ny vavahadin'izany tanàna izany. DH: "Ianao izay afaka mamonjy ahy amin'ny fahafatesana" na "Ianao izay afaka mihazona ahy amin'ny fahafatesana"