plt_tn/psa/008/006.md

760 B

Ianao manao azy mpanapaka eo amin'ireo asan-tananao; Ianao efa nanao ny zava-drehetra ho eo ambany tongony

Ireo andianteny roa ireo dia maneho hevitra mitovy.

Ianao manao azy ... eo ambany tongony

"Ianao manao azy ireo ... eo ambany tongotr'izy ireo." Ny teny hoe "izy" sy "azy" eto dia manondro ny olona.

ireo asan-tananao

Ny tanana dia maneho izay zava-bitan'Andriamanitra. DH: "ireo zavatra izay nataonao"

Ianao efa nanao ny zava-drehetra ho eo ambany tongony

Ny fananana fahefana hanapaka ny hafa na hibaiko ny zavatra dia lazaina toy ny hoe manana ireny zavatra ireny ao ambany tongotr'olona iray. Izany midika fa Andriamanitra nanome ny olona fahefana amin'ny voahary rehetra. DH: "Ianao no efa nanome azy fahefana amin'ny zava-drehetra"