plt_tn/psa/007/005.md

424 B

ny aiko

Ny aina dia midika ilay olona. DH: "izaho"

hisambotra izany

"haka izany" na "hahatratra izany." Izany dia midika fisamborana azy> DH: "hisambotra ahy"

aoka izy hanitsakitsaka velona ny tenako amin'ny tany

Eto ny hoe "velona ny tenako" dia maneho ny mpanoratra. DH: "omeo alalana ireo fahavaloko hamotika ahy"

mandry amin'ny vovoka amin-kenatra

Izany dia midika hoe maty sy tsy voalevona amin-kenatra.