plt_tn/psa/007/001.md

904 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ny fitoviana dia iraisana amin'ny tonokalo Hebreo.

Mozika noforonin'i Davida

"Ity dia hira nosoratan'i Davida"

mahakasika ireo tenin'i Kosa Benjamita

Ny andinteny hoe "tenin'i Kosa" dia midika izay lazainy. DH: "momba izay nolazain'i Kosa, lehilahy iray avy amin'ny foko Benjamina"

mialoka ao Aminao aho!

Ny mankany amin'i Yaveh mba hitady fiarovana dia lazaina toy ny hoe mialoka eo aminy. DH: "mankany aminao hitady fiarovana"

hoviravirain'izy ireo toy ny liona aho, rovidrovitiny

Davida milaza ny fahavalony mamely azy tahaka ny hoe mamiravira ny vatany sy mandrovirovitra izany toy ny ataon'ny liona. DH: "Hamono ahy amin-kerisetra toy ny liona mamiravira ny vatan'ny hazany ary mandrovirovitra izany izy ireo" na "Hamono ahy amin-kery izy ireo"

ary tsy misy olona afaka hitondra fiarovana ho ahy

"ary tsy hisy olona ho afaka hamonjy ahy"