plt_tn/psa/004/001.md

805 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ny fitoviana dia iraisana amin'ny tonokalo Hebreo.

Ho an'ny mpiventy hira

"Izany dia ho an'ny lehiben'ny mpitendry miasa ao anaty fanompoam-pivavahana"

ampiarahina amin'ny lokanga

"Ny olona dia tokony hitendry zava-maneno misy tadiny amin'ity hira ity"

Salamo nataon'i Davida

Ireo mety ho heviny dia 1) Davida nanoratra ny salamo na 2)ny salamo dia momba an'i Davida na 3) ny salamo dia amin'ny fomban'ny salamon'i Davida.

Valio aho rehefa miantso

"Mamalia ahy rehefa miantso aho" na "Ampio aho rehefa miantso"

Andriamanitry ny fahamarinako

"Andriamanitra, izay mampiseho fa olo-marina aho"

omeo efi-trano aho rehefa latsaka an-katerena

Ny hoe tandindonin-doza dia lazaina hoe ao amin'ny toerana tery. DH: "avoty aho rehefa tandindonin-doza"