plt_tn/psa/001/004.md

954 B

Tsy mba toy izany ny ratsy fanahy

Ny maha tsy toy izany azy ireo dia azo lazaina mazava. "Tsy hahomby ny ratsy fanahy" na "Tsy ambinina ny ratsy fanahy"

fa kosa tahaka ny akofa

Ny maha tahaka ny akofa azy ireo dia azo lazaina mazava. DH: "fa kosa izy ireo dia tsy misy dikany tahaka ny akofa"

tsy hitsangana eo amin'ny fitsarana

Ho tafavoaka velona rehefa mitsara Andriamanitra dia lazaina hoe "hahatsangana." DH: "tsy ho tafavoaka velona rehefa mitsara azy ireo Andriamanitra" na "Ho melohina rehefa mitsara azy ireo Andriamanitra"

na ireo mpanota ho ao amin'ny fiangonan'ny marina

Ny mpandika teny dia mahazo manampy ny matoateny "mitsangana." DH: "na ny mpanota hitsangana ao amin'ny fiangonana"

na ireo mpanota ho ao amin'ny fiangonan'ny marina

Ny ankahasitrahan'Andriamanitra ho olo-marina dia lazaina ho mijoro miaraka amin'ny vondron'ny olo-marina. DH: "ary Andriamanitra tsy hankasitraka ny mpanota hiaraka amin'ny olo-marina"