plt_tn/pro/31/22.md

261 B

rongony manify

lamba vita amin'ny kofehin-drongony

Ny vadiny no fantatra

Ny matoanteny "fantatra" dia sarinteny ilazana ny fanajana. DH: "Manaja ny vadiny ny olona"

rehefa mipetraka miaraka amin'ny loholon'ny tany izy

manao lalàna ary mandamina ady