plt_tn/pro/31/20.md

576 B

Manatsotra ny tanany amin'ny olona mahantra

Ny tanana dia fibangoan-teny ilazana ny fanampiana atolotr'ilay vehivavy amin'ny fampiasana ny tanany. DH: "manampy ny mahantra"

Manatsotra ny tanany amin'ny

Ireo teny ireo dia fandikan-teny mitovy amin'ny teny izay nadika hoe "apetrany eo amin'ny ... ny tanany" ao amin'ny 31:18.

mitafy volon'ondry mena

Eto ny "volon'ondry mena" dia tsy maneho ny lokon'ilay lamba akory, fa lafo sady mafana ilay karazan-damba. DH: "manana fitafiana lafo vidy sy mafana"

volon'ondry mena

Loko mena, saingy manopy volomboasary kely.