plt_tn/pro/30/21.md

745 B

Mihovitrovitra eo ambanin'ny zavatra telo ny tany, ary ambanin'ny zavatra efatra no tsy zakany

Ny fampiasana ny isa "telo" sy "efatra" eto dia fomba fanehoana ny hay kanto. "Misy zavatra maromaro mampihovitrovitra ny tany, hany ka tsy zakany. Ny efatra amin'ireo dia:"

adala raha voky hanina

Io dia azo adika hoe DH: "ny adala izay voky hanina"

vehivavy ankahalaina raha ampakarina

Izany hoe, efa nankahala am-pahamarinana azy mialoha ny nanambadiany ny olona; vao manambady izy, dia ho ratsy lavitra noho ny talohan'ny nanambadiany. Io dia azo adika hoe DH: "vehivavy izay halan'ny olo-marina rehefa nanambady" na "vehivavy izay voaroakan'ny fiaraha-monina rehefa manambady"

maka ny toeran'ny tompo vaviny

manapaka ny tokantrano