plt_tn/pro/29/05.md

562 B

mandoka ny namany

toa hoe milaza zavatra tsy marina amin'ny namany mba hanaovan'ilay namana izay tian'ilay miteny hampanaovina azy

mamelatra harato ho an'ny tongony

Ampitahain'ny mpanoratra amin'ny famelarana fandrika hahazo ilay olona ny fandokafan'ny olona iray. DH: "mametraka fandrika hahavoa izany olona izany"

Ao amin'ny fahotan'ny ratsy fanahy ny fandrika

Rehefa manota ny olon-dratsy iray, dia toy ny hoe mandingana ho ao amin'ny fandrika izy. Maniry ny hanao ratsy amin'ny hafa izy, saingy ho ampiasain'Andriamanitra hamaizana azy ny ataony.