plt_tn/pro/27/17.md

433 B

Ny vy mandranitra vy; tahaka izany, ny lehilahy mandranitra ny namany

Ireto andian-teny roa ireto dia mampitaha ny fahafahan'ny vy sy ny olona hivoatra. DH: "Tahaka ny fandranitan'ny vy ny singam-by hafa, dia toy izany koe ny toetran'olona dia mivoatra amin'ny fifandraisany amin'ny namany"

mikarakara

"miahy"

izay miaro ny tompony dia homen-boninahitra

Io dia azo adika hoe DH: "hanaja ilay iray izay miaro azy ny tompo"