plt_tn/pro/27/09.md

20 lines
810 B
Markdown

# ranomanitra
Ny teny hoe "ranomanitra" eto dia midika menaka na fanosorana mampitsiriritra.
# mampifaly ny fo
Eto ny "fo" dia maneho ny fahatsapana na ny fihetseham-pon'ny olona iray. DH: "mahatonga ny olona hahatsapa ho faly" na "mampifaly ny olona"
# ny hamamian'ny namana dia tonga avy amin'ny toroheviny amin-kitsimpo
Ireo mety hoe heviny dia 1) maneho ny hatsaram-panahy ny "hamamiana." DH: "fantatra amin'ny toroheviny ny hatsaram-panahin'ny namana" na 2) maneho izay ankasitrahantsika amin'ny olona iray ny "hamamiana." DH: "ny ankasitrahantsika amin'ny namana iray dia ny toroheviny"
# tranon'ny rahalahinao
Eto ny teny hoe "rahalahy" dia ilazana ny havana amin'ny ankapobeny, toy ny isan'ny foko, fianakaviam-be, vahoaka na vondrona iray ihany.
# andro-pahavoazanao
fahoriana lehibe sy loza