plt_tn/pro/26/20.md

464 B

mpifosa

olona mifosa lava

Toy ny arina mampirehitra ny vain'afo sy ny kitay amin'ny afo

Ny ataon'ny arina amin'ny vain'afo sy ny ataon'ny kitay amin'ny afo dia azo ambara mazava. DH: "Tahaka ny fanampian'ny arina hampirehitra ny vain'afo ary tahaka ny fanampian'ny kitay hampirehitra ny afo"

mandrehitra fifandirana

Ny fandrehetana fifandirana dia sarinteny ilazana ny fampiadiana na fampifandirana olona. DH: "mampiady olona" na "mampifanditra olona"