plt_tn/pro/26/18.md

464 B

Tahaka ny olona mitapy ... ny olona izay mamitaka ... nivazivazy ve aho?"

Samy mandratra olona ny mitapy sy ny mpamitaka saingy tsy mandray andraikitra ny amin'izany.

"Moa tsy nivazivazy ve aho?"

Ampiasain'ny mpamitaka ity fanontaniana ity mba hilazana fa satria ho fiomehezana fotsiny ihany ny vazivaziny, dia tsy tokony homena tsiny ny amin'izay mety hoe fandratrana vitany izy. "Nivazivazy fotsiny aho." na "Aza omena tsiny aho. Nivazivazy fostiny aho."