plt_tn/pro/25/18.md

604 B

Ny olona izay mijoro vavolombelona tsy marina momba ny namany dia tahaka ny langilangy, na sabatra, na zana-tsipîka maranitra

Ny vavolombelona tsy marina dia ampitahaina amin'ny fitaovam-piadiana telo izy mety handratra na hamono olona.

Ny olona tsy mahatoky izay itokianao amin'ny fotoan'ny fahoriana dia tahaka ny nify ratsy na tongotra mibolisatra

Ny olona adala dia ampitahaina amin'ny ratsam-batana izay mahatonga olana amin'ny olona iray. DH: "Ny fitokiana amin'ny olona tsy mahatoky amin'ny fotoam-pahoriana dia hitondra fanaintainana tahaka ny nify ratsy na tongotra mibolisatra ho anao"