plt_tn/pro/25/07.md

662 B

Tsara kokoa raha miteny aminao izy hoe: "Miakara ety,"

Eto ny hoe "miakara" dia midika hoe mifindra eo amin'ny toerana eo amin'ny latabatra izay akaikin'ny mpanjaka. DH: "Tsara ny hanasan'ny olona anao hipetraka akaikin'ny mpanajaka"

eo anatrehan'ny olo-manan-kaja

Ity fanontaniana ity dia apetraka mba hampisaina ny olona ny amin'ny mety ho tsy nahazoan'izy ireo tsara ny toe-javatra. Ny fomba mety hanalana baraka ilay namana dia azo ambara mazava. DH: "Fa tsy ho hainao izay hatao amin'ny farany rehefa manala baraka anao ny namanao." na "Fa raha manana fanazavana ny namanao, dia hanala baraka anao izy, ary tsy hanan-ko lazaina hiarovan-tena ianao."