plt_tn/pro/25/04.md

8 lines
379 B
Markdown

# taim-bolafotsy
ny zavatra eo amin'ny vy izay tsy tian'ny oloa ary esoriny amin'ny fandorana ilay vy
# ho apetraka amin'ny fanaovana izay marina ny seza fiandrianany
Ny seza fiandrianana dia ilazana ny fahefana hanapaka. Ireo teny ireo dia azo adika hoe DH: "hametraka ny seza fiandrianany amin'ny fanaovana... ny mpanjaka" na "hanana ny fahefana hanapaka izay satria manao"