plt_tn/pro/23/31.md

850 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy ireo "ohabolana telopolo" ireto andininy ireto (22:20).

Amin'ny farany

"Aorian'ny isotroanao izany"

izany dia manaikitra toy ny bibilava ... manindrona toy ny menarana

Ny teny hoe "izany" dia manondro ny "divay raha mena." Ny hoe "manaikitra" sy "manindrona" dia sarinteny ilazana ny fahatsapan'ny olona rehefa misotro divay be loatra. DH: "mahatonga anao hahatsapa harary tahaka ny hoe nisy bibilava nanaikitra anao ary nisy menarana nanindrona anao"

menarana

karazana bibilava misy poizina

ny fonao hamoaka zava-betaveta

Ny fo dia ilazana ny olona izay sainin'ny olona sy anapahany hevitra hatao. DH: "hisaina izany ianao ary hanapa-kevitra ny hanao zava-betaveta"

zava-betaveta

Zavatra izay ambaran'Andriamanitra fa tsy mety ara-moraly sady ratsy; zavatra izay feno faharatsiana.