plt_tn/pro/23/24.md

12 lines
441 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy ireo "ohabolana telopolo" ireto andininy ireto (22:20).
# Hiravoravo tokoa ny rain'ny olo-marina, ary izay miteraka zaza hendry dia ho faly aminy
Ny mety ho heviny hafa dia ny hoe "izay manana zanaka hendry" no manazava hoe iza ilay "rain'ny olo-marina." DH: "Ny rain'ny olo-marina, izay manan-janaka hendry, dia hiravoravo tokoa ary hifaly aminy."
# ho faly aminy
"ho faly nohon'ny aminy"