plt_tn/pro/23/22.md

873 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy ireo "ohabolana telopolo" ireto andininy ireto (22:20).

aza manao tsinontsinona

Io dia azo adika amin'ny endrika tsy misy fandrarana. "manehoa fanajana"

Vidio ny marina, fa aza mivarotra izany; mividiana fahendrena, fampianarana, ary fahazavan-tsaina

Ny mety ho heviny iray hafa dia "Vidio ny marina, ary aza amidy ny fahendrena, ny fampianarana, na ny fahazavan-tsaina." Ny teny hoe "marina," "fahendrena," "fampianarana," ary "fahazavan-tsaina" dia teny izany resahina toy ny hoe zavatra mivaingana izay azon'ny olona vidiana na amidy eny an-tsena. Azo adika amin'ny matoanteny ireo. DH: "Ataovy izay mila ataonao mba hahafantaranao izay marina, mba hahendry anao, mba hianaranao izay tokony hatao, ary mba hilazanao ny tsara avy amin'ny ratsy; aza mihevitra na inona na inona ho manan-danja noho ireo zavatra ireo"