plt_tn/pro/23/15.md

222 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy ireo "ohabolana telopolo" ireto andininy ireto (22:20).

rehefa milaza izay marina ny molotrao

"Ny molotrao" dia midika hoe ilay olona manontolo. DH: "rehefa miteny ianao"