plt_tn/pro/22/13.md

20 lines
961 B
Markdown

# Ny olona malaina manao hoe
Ny teny izay manaraka eo dia lainga sy fialana ilany mba tsy hiasa. Raha misy fomba manokana ampidiran'ny fiteninao ny fanambarana tsy marina, dia azonao ampiasaina eto izany.
# Ny vavan'ny vehivavy janga dia lavaka lalina
Ny teny hoe "vava" dia ilazana ny teny aloaky ny vava. Ny olona tsy afaka miala amin'ny famaizan'ny olona nohon'ny asa ratsy dia resahin'ny mpanoratra toy ny hoe latsaka tao anaty lavaka nohadian'ny olona teo amin'ny tany izay tsy ahafahany miala. DH: "Ny teny nolazain'ny vehivavy janga no hitarika anao ao, ary ho toy ny hoe latsaka ao anaty lavaka lalina say mampidi-doza ianao" (UDB)
# vehivavy janga
Adikao araka ny ao amin'ny 5:3 io.
# mihetsika ... ny fahatezeran'i Yaveh
Eto ny hoe "mihetsika" dia midika fa nitombo ny fahatezerany. DH: "Tezitra Yaveh"
# latsaka ao
Ny fijangajanganadia resahina toy ny hoe zavatra izay mety hilatsahan'ny olona. DH: "manota nohon'ny amin'ilay mpijangajanga"