plt_tn/pro/22/05.md

718 B

Ny tsilo sy ny fandrika no eo amin'ny lalan'ny maditra

Ny fomba fiainan'ny olona maditra dia resahin'ny mpanoratra toy ny hoe lalana izay hahita fahoriana nohon'ny "tsilo" voajanahary sy "fandrika" namboarin'ny olona.

fandrika

fandrika hahazoana biby

ny maditra

Io mpamaritra anarana io dia azo adika amin'ny andian-teny misy anarana. DH: "olona maditra"

izay miaro ny ainy

Ny olona izay manao izay ilainy hatao mba ho ela velona dia resahina toy ny hoe manalavitra ny mpangalatra amin'ny zavatra mivaingana iray izany olona izany. DH: "ny olona izay te ho ela velona"

ny lalana tokony alehany

Ny fomba fiainan'ny olona dia resahina toy ny hoe lalana izay andehanany. DH: "ny fomba tokony hiainany"