plt_tn/pro/22/01.md

12 lines
292 B
Markdown

# Aleo misafidy ny laza tsara toy izay be harena
Ireo teny ireo dia azo adika hoe DH": "Ny olona izay misafidy laza tsara fa tsy harena be"
# tsara laza
"Heverin'ny hafa fa tsara olona tsara ny olona iray"
# samy manana izany
"mitovy amin'ny lafiny iray" na "mitovy amin'ity lafiny ity"