plt_tn/pro/21/15.md

399 B

Rehefa vita ny fitsarana

Ny anarana hoe "fitsarana" dia azo adika amin'mny endrika andian-teny misy anarana. Ireo teny ireo dia azo adika hoe DH: "Rehefa manao izay marina ny mpanapaka"

mirenireny miala amin'ny lalan'ny fahazavan-tsaina

Fomba fiteny io. DH: "tsy miaina am-pahendrena intsony"

dia hitsahatra ao amin'ny fiangonan'ny maty

"hitoetra ao amin'ny fiangonan'ny fanahy maty izy"